• А
  • Б
  • В
  • Г
  • Д
  • Е
  • Ж
  • З
  • И
  • К
  • Л
  • М
  • Н
  • О
  • П
  • Р
  • С
  • Т
  • У
  • Ф
  • Х
  • Ц
  • Ч
  • Ш
  • Э
  • Ю
  • Я
  • A
  • B
  • C
  • D
  • E
  • F
  • G
  • H
  • I
  • J
  • K
  • L
  • M
  • N
  • O
  • P
  • Q
  • R
  • S
  • T
  • U
  • V
  • W
  • X
  • Y
  • Z
  • #
  • Текст песни Mahaleo - Rehefa Maty Aho

    Исполнитель: Mahaleo
    Название песни: Rehefa Maty Aho
    Дата добавления: 14.10.2015 | 16:45:40
    Просмотров: 18
    0 чел. считают текст песни верным
    0 чел. считают текст песни неверным
    На этой странице находится текст песни Mahaleo - Rehefa Maty Aho, а также перевод песни и видео или клип.
    raha ho avy ralala ny taona hodiako
    aho ambanin'ny tany tsindrian-drangolahy
    ka ho vato no solo kidoro hatoriako
    de izao no mba zavatra ataovinao ahy
    voleo voninkazo eo an-dohan'ny fasako
    fotsy sy mavo ary manga sy mena
    ka avelao haniry eo mandra-pifohako
    mba hanofisako lay fanekena
    ny fotsy ho marik'ilay fahadiovana
    misy aminao tsy mba azo lotoina
    soratra velona tsy azo vonoina
    toy ny horom-bato izay nifanaovana
    ny endrin'ny mavo no fofony manitra
    dia fivavahana ataoko any an-danitra
    mba hitsinjovany anao tsy ho irery
    ombany raha sendra tsy misy mpijery
    ny manga ho marikik'ilay fihafihana
    niaraha-niaritra zava-mangidy
    dia lay andro namoizana ilay fifaliana
    niaraha-niharitra zava-tsy fidy
    ny mena ho taratrin'ny afo tsy maty
    mirehitra lava ao anatin'ny foko
    io lay fitia,fitia tena anaty
    fitia voa-kase sy voatomboka loko
    ny fasako ataovy ao andrefan-tanana
    ataovy mikasika ny ilan-kamory
    soraty eo ny tenin'ny fanantenana
    "tsy maty aho akory fa mbola matory"
    ny moron'ny rano voleo volotara
    ka jerijereo fa aza avela ho maina
    tarafo eo aho fa ho tsinjonao tsara
    tsy miala eo aho raha tsy efa maraina
    na dia maty aza anie zany tenako be
    sy miraraka an-tany ny ra ao am-poko
    ny fitiavako anao tampetraka anie
    tsy mba ho maty tsy mba ho lo
    Раха хо Ави ralala пу taona hodiako
    ахо ambanin'ny таны tsindrian-drangolahy
    ка хо Vato нет соло kidoro hatoriako
    де не izao Нет MBA zavatra ataovinao AHY
           voleo voninkazo ео ан-dohan'ny fasako
           fotsy SY НОСО ичных манга SY Мена
           ка avelao haniry ео Мандра-pifohako
           MBA hanofisako лежал fanekena
    Нью-Йорк fotsy хо marik'ilay fahadiovana
    misy aminao цы MBA азо lotoina
    soratra Velona цы азо vonoina
    игрушки пу Ором-Бато izay nifanaovana
           Нью-Йорк endrin'ny не НОСО не fofony manitra
           Диаметр fivavahana ataoko любой ан-danitra
           MBA hitsinjovany Anao Цы-хо irery
           ombany Раха Сендра цы misy mpijery
    Нью-Йорк манга хо marikik'ilay fihafihana
    niaraha-niaritra Zava-mangidy
    Диаметр лежал Andro namoizana Ilay fifaliana
    niaraha-niharitra Zava-цзы Фидий
           Нью-Йорк Мена хо taratrin'ny АФК Цы маты
           mirehitra лава АО anatin'ny foko
           IO лежал fitia, fitia тена anaty
           fitia VOA-си KASE voatomboka локо
    Нью-Йорк fasako ataovy ао andrefan-Танана
    ataovy mikasika пу-Илан kamory
    soraty ео пу tenin'ny fanantenana
    & Quot; цы мати ахо akory фа mbola matory & Quot;
             Нью-Йорк moron'ny Рано voleo volotara
             ка jerijereo фа аза Avela хо Майна
             tarafo ео ахо фа хо tsinjonao Тцара
             цы miala ео ахо Раха цы ОДВ maraina
    Na диа мати аза ание смешной tenako быть
    SY miraraka ан-Тани пу ра ао утра-Poko
    Нью-Йорк fitiavako ANAO tampetraka ание
    цы MBA хо мати цы MBA хо ло

    Смотрите также:

    Все тексты Mahaleo >>>

    Опрос: Верный ли текст песни?
    ДаНет